Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:38 - Baiboly Katolika

38 Zanak’i Benjamina, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Belaita avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Asbelita avy tamin’i Asbela, ny fokon’ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Belita; avy tamin’i Asibela, ny fianakavian’ny Asibelita; avy tamin’i Ahirama, ny fianakavian’ny Ahiramita;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 Ny taranak’i Benjamîna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Belahîta avy tamin’i Belà; ny Asbelita avy tamin’i Asbela; ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Ny taranak’i Benjamîna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Belahîta avy tamin’i Belà; ny Asbelita avy tamin’i Asbela; ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Ny taranak’i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’i Bela ny fokon’ny Belita; avy tamin’i Asibela ny fokon’ny Asibelita; avy tamin’i Ahirama ny fokon’ny Ahiramita;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Ny taranak'i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Bela ny fokon'ny Belita; avy tamin'i Asibela ny fokon'ny Asibelita; avy tamin'i Ahirama ny fokon'ny Ahiramita;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 Ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany, dia izao: Avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Belita; avy tamin’i Asibela, ny fianakavian’ny Asibelita; avy tamin’i Ahirama, ny fianakavian’ny Ahiramita;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:38
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary Andriamanitra niteny tamin’i Israely tamin’ny fahitana nony alina, nanao hoe: «Ry Jakôba! Ry Jakôba!» Ka hoy ny navalin’i Israely: «Inty aho.»


Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.


Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo,


Ny terak’i Benjamina, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,


Ireo no fokon’ny zanak’i Efraima, araka ny voaisa amin’izy ireo: 32.500. Dia izay no zanak’i Josefa araka ny fokony.


ny fokon’ny Sofamita avy tamin’i Sofama, ny fokon’ny Hofamita avy tamin’i Hofama.


i Selà, i Elefa, i Jebosy, dia i Jerosalema izany, i Gabaata ary i Kariata: tanàna 14, sy ny zana-bohiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra