Nomery 26:37 - Baiboly Katolika37 Ireo no fokon’ny zanak’i Efraima, araka ny voaisa amin’izy ireo: 32.500. Dia izay no zanak’i Josefa araka ny fokony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa araka ny fokony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Ireo no tarika efraimita; ka nisy 32 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Ireo no taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Ireo no tarika efraimita; ka nisy 32 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Ireo no taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Ireo no fokon’ny taranak’i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa araka ny fokony. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Ireo no fokon'ny taranak'i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak'i Josefa araka ny fokony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa araka ny fokony. Jereo ny toko |