Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:36 - Baiboly Katolika

36 Ary izao no zanak’i Sotalà: ny fokon’ny Heranita avy amin’i Heràna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Ary izao no taranak’i Sotela: Avy tamin’i Erana, ny fianakavian’ny Eranita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

36 Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary izao no taranak’i Sotela: avy tamin’i Erana ny fokon’ny Eranita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary izao no taranak'i Sotela: avy tamin'i Erana ny fokon'ny Eranita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

36 Ary izao no taranak’i Sotela: Avy tamin’i Erana, ny fianakavian’ny Eranita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:36
3 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Efraima: i Sotalà, i Bareda zanany, i Tahata zanany, i Eladà zanany, i Tahata zanany,


Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena.


Ireo no fokon’ny zanak’i Efraima, araka ny voaisa amin’izy ireo: 32.500. Dia izay no zanak’i Josefa araka ny fokony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra