Nomery 26:35 - Baiboly Katolika35 Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Izao no taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sotela, ny fianakavian’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera, ny fianakavian’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana, ny fianakavian’ny Tahanita. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Izao no taranak’i Efraima, araka ny fokony: avy tamin’i Sotela ny fokon’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera ny fokon’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana ny fokon’ny Tahanita. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Izao no taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sotela, ny fianakavian’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera, ny fianakavian’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana, ny fianakavian’ny Tahanita. Jereo ny toko |