Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Izao no taranak’i Efraima, araka ny fianakaviany: Avy tamin’i Sotela, ny fianakavian’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera, ny fianakavian’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana, ny fianakavian’ny Tahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Ireto no zanak’i Efraima, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Sotalaïta avy amin’ny Sotalà, ny fokon’ny Bekrita avy amin’i Bekera, ny fokon’ny Tehenita avy amin’i Tehena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Izao no taranak’i Efraima, araka ny fokony: avy tamin’i Sotela ny fokon’ny Sotelita; avy tamin’i Bekera ny fokon’ny Bekerita; avy tamin’i Tahana ny fokon’ny Tahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Izao no taranak'i Efraima, araka ny fokony: avy tamin'i Sotela ny fokon'ny Sotelita; avy tamin'i Bekera ny fokon'ny Bekerita; avy tamin'i Tahana ny fokon'ny Tahanita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:35
4 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.


Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra