Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ireo no tarika manasita; ka nisy 52 700 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Ireo no fokon’i Manase: 52.700 no voaisa amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ireo no fokon’i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ireo no fokon'i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ireo no fianakavian’i Manase; ary izay voaisa taminy dia fitonjato sy roa arivo sy dimy alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:34
4 Rohy Ifampitohizana  

antsoiko ilay Anjely Izay nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra; dia hotahîny anie ireto zazalahy ireto! Ka amin’ny alalan’izy roa lahy no hahatsiarovana ny anarako mbamin’ny anaran’i Abrahama raibeko sy i Itsehàka raiko! Hitombo maro dia maro eo anivon’ilay tany anie izy!


Ny fokon’i Efraîma, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Sotelahita avy tamin’i Sotelà; ny Bekerita avy tamin’i Bekera; ny Tahanita avy tamin’i Tahàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra