Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Ireo no tarika efraimita; ka nisy 32 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Ireo no taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Ireo no tarika efraimita; ka nisy 32 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Ireo no taranak’i Jôsefa, araka ny fokony avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Ireo no fokon’ny zanak’i Efraima, araka ny voaisa amin’izy ireo: 32.500. Dia izay no zanak’i Josefa araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Ireo no fokon’ny taranak’i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Ireo no fokon'ny taranak'i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak'i Josefa araka ny fokony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny fianakaviamben’ny Heranita dia avy tamin’i Heràna, zanakalahin’i Sotelà.


Ny taranak’i Benjamîna, araka ny tarika tao aminy, dia izao: ny Belahîta avy tamin’i Belà; ny Asbelita avy tamin’i Asbela; ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra