Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 4:27 - Baiboly Katolika

I Semeì nanan-janaka 16 lahy sy enim-bavy, tsy nanan-janaka maro ny rahalahiny, ary tsy nitombo toy ny zanak’i Jodà ny fianakaviany rehetra.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Simehỳ dia nanana zanakalahy 16 sy zanakavavy enina, fa ireo rahalahiny kosa tsy nisy niteraka zanakalahy maro; koa ny fokon’i Simehôna manontolo dia tsy nitombo hoatra ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Simey nanan-janaka enina ambin’ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary Simey nanan-janaka enina ambin'ny folo lahy sy enim-bavy; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak'i Joda ny fokony rehetra.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nanana zanakalahy enina amby folo sy zanakavavy enina i Simey; fa ny rahalahiny tsy nanan-janaka maro, sady tsy nihamaro tahaka ny taranak’i Joda ny fokony rehetra.

Jereo ny toko



1Tantara 4:27
6 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Masmà: i Hamoela zanany, i Zakora zanany, i Semeì zanany.


Ny nonenan’izy ireo dia tao Bersabea, tao Môladà, tao Hasar-Soala,


ary 59.300 ny antoko-miaramilany, araka ny lehilahy voaisa.


ary 74.600 ny antoko-miaramilany araka ny lehilahy voaisa.


Ireo no fokon’ny Simeônita, 22.200 izy.


Ireo no fokon’i Jodà, araka ny voaisa amin’izy ireo: 76.500.