Sanatria Anao izay hanao izany, ka hamono ny marina miaraka amin’ny meloka. Sahala izany ny hahazo ny marina sy ny meloka! Sanatria Anao izany. Mpitsara ny tany rehetra ve ka tsy hitsara marina?»
1Tantara 16:33 - Baiboly Katolika Ary aoka hanandra-peo fifaliana ny hazo an’ala, eo anatrehan’i Iaveh fa avy hitsara ny tany Izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hihoby eo anatrehan’NY TOMPO amin’izay koa ny hazo any an’ala! Fa avy hitsara ny tany Izy. DIEM PROTESTANTA Aoka ny hazo any an’ala hihoby mba hitsena ny TOMPO, satria tamy Izy. Eny, tamy Izy mba hifehy ny tany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Aoka ny hazo any an’ala hihoby mba hitsena ny TOMPO, satria tamy Izy. Eny, tamy Izy mba hifehy ny tany. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hihoby eo anatrehan’i Jehovah amin’izay ny hazo an’ala; Fa avy hitsara ny tany Izy. Malagasy Bible Dia hihoby eo anatrehan'i Jehovah amin'izay ny hazo an'ala; Fa avy hitsara ny tany Izy. La Bible en Malgache Dia hihoby eo anatrehan’NY TOMPO amin’izay koa ny hazo any an’ala! Fa avy hitsara ny tany Izy. |
Sanatria Anao izay hanao izany, ka hamono ny marina miaraka amin’ny meloka. Sahala izany ny hahazo ny marina sy ny meloka! Sanatria Anao izany. Mpitsara ny tany rehetra ve ka tsy hitsara marina?»
Aoka hirohondrohona ny ranomasina, mbamin’izay rehetra eo aminy! Aoka hisomebiseby ny saha, mbamin’izay rehetra eo aminy!
ka mitsara an’izao tontolo izao amin’ny fahamarinana Izy, mitsara ny firenena amin’ny fahitsiana
Eo anatrehan’i Iaveh, fa avy hitsara ny tany Izy; hitsara ny tany araka ny rariny Izy, sy ny vahoaka araka ny hitsiny.
Mihobia an-kafaliana, ry lanitra, fa efa vitan’i Iaveh izany. Mirohondrohòna, ry fanambanin’ny tany! Ataovy maresaka ny fifaliana, ry tendrombohitra, mbamin’ireo ala sy hazo rehetra eo aminareo: fa I Iaveh efa nanavotra an’i Jakôba, sy naneho ny voninahiny eo amin’i Israely!
Fa hivoaka amin-kafaliana ianareo, ary hoentina amim-piadanana; amin’ny fahitana anananareo, ny tendrombohitra sy ny havoana hihoby an-kafaliana, ary ny hazo rehetra eny an-tsaha hitehaka.
amin’ny andro hahatongavany, mba hanomezam-boninahitra Azy eo amin’ny olo-masiny, sy higagàna Azy eo amin’izay rehetra nino; ary ianareo dia nino ny fanambarànay ny Evanjely tao aminareo.
hamaly izay tsy mahalala an’Andriamanitra, sy tsy mankatò ny Evanjelin’i Jesoa Tompontsika?
Amin’ny fiandrasana izany, dia ataovy izay tratry ny ainareo, mba ho tsy manan-tsiny amam-pondro ary mihavana tsara no hahitan’ny Tompo anareo.