1Tantara 11:14 - Baiboly Katolika
Lasa nankeo afovoan’ny saha izy ireo, niaro azy sy nandresy ny Filistinina, dia nanao famonjena lehibe i Iaveh.
Jereo ny toko
Nijoro teo afovoan’io tany io kosa i Eleazara ka nahazo azy ary namono ny Filistina. Dia nanao famonjena lehibe NY TOMPO.
Jereo ny toko
koa nanotrika tao afovoan’ny tanimbary i Elehazara sy ny olony, ka sady nanavotra ny tanimbary no namely ny Filistinina. Dia nomen’ny TOMPO fandresena miezinezina i Israely.
Jereo ny toko
koa nanotrika tao afovoan’ny tanimbary i Elehazara sy ny olony, ka sady nanavotra ny tanimbary no namely ny Filistinina. Dia nomen’ny TOMPO fandresena miezinezina i Israely.
Jereo ny toko
Fa nijanona teo afovoan’io tany io kosa Eleazara ka nahazo io ary namono ny Filistina, ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah.
Jereo ny toko
Fa nijanona teo afovoan'io tany io kosa Eleazara ka nahazo io ary namono ny Filistina, ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah.
Jereo ny toko
Nijoro teo afovoan’io tany io kosa i Eleazara ka nahazo azy ary namono ny Filistina. Dia nanao famonjena lehibe NY TOMPO.
Jereo ny toko