Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 9:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Notenenin’i Mosesy ny Israelita mba hankalaza ny Paska;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Koa niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy mba hitandrina ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Notenenin’i Mosesy ny Israelita mba hankalaza ny Paska;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy mba hanaovan’izy ireo ny Paka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary Mosesy niteny tamin’ny Zanak’Isiraely mba hitandrina ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary Mosesy niteny tamin'ny Zanak'Isiraely mba hitandrina ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Koa niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy mba hitandrina ny Paska.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 9:4
3 Rohy Ifampitohizana  

Niantso ny loholon’i Israely rehetra i Mosesy ka nanao taminy hoe: –Mandehana ianareo ka makà zanakondry na zanakosy ho an’ny fianakavianareo avy, dia vonoy ho sakafo Paska.


dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy.


dia nankalaza ny Paska tany an-taniefitr’i Sinay ireo ny harivan’ny andro faha-14 tamin’ny volana voalohany. Nataon’ny Israelita araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra