Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 9:3 - DIEM PROTESTANTA

3 dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 dia ny harivan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity no hankalazanareo azy, araka ny lalàna sy ny fanao rehetra momba azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Amin’ny fotoana voatendry, amin’ny andro faha 14n’ity volana ity, amin’ny àty takariva no hanaovanareo azy: io no fotoana voatendry; ataonareo izany araka ny lalàna amam-pitsipika rehetra momba azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Amin’ny harivan’ny andro fahefatra ambin’ny folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy amin'ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Amin’ny harivan’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity no hitandremanareo azy amin’ny fotoanany; araka ny didy sy ny fanao rehetra amin’izany no hitandremanareo azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 9:3
10 Rohy Ifampitohizana  

Nony andro faha-14 tamin’ny volana faharoa dia novonoina ny biby fanao sorona amin’ny Paska. Azon-kenatra ny mpisorona sy ny levita, ka nidio tena mba ho afa-kampiditra ny sorona dorana manontolo ho ao an-tranon’ny TOMPO.


Dia nanao fankalazana ny Paska i Jôsià ho voninahitry ny TOMPO; ary tamin’ny volana voalohany, andro faha-14, no namonoan’ny olona ny biby ho an’ny sakafo Paska.


Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy Aharôna tany Ejipta hoe:


«Ny volana voalohany, andro faha-14, rehefa hariva, dia fankalazana ny Paska hanajana Ahy TOMPO.


–Aoka ny Israelita hankalaza ny fetin’ny Paska amin’ny andro voatondro;


Notenenin’i Mosesy ny Israelita mba hankalaza ny Paska;


raha izany, dia tsy maintsy ho nijaly matetika Izy hatrizay nahariana an’izao tontolo izao. Fa niseho indray mandeha monja Izy tamin’izao andro tena farany izao, mba hanaisotra ny ota tamin’ny nanolorany tena ho sorona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra