Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Hataony ao anaty saronan-koditra mafy izany ka hapetrany amin’ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony ao anatin’ny sarona hoditra trozona ka hapetrany eo ambonin’ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Hataony ao anaty saronan-koditra mafy izany ka hapetrany amin’ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 ary hataony ao anatin’ny firakotra hodi-dogaona izy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, vao hapetrany eo ambonin’ny filanjana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony eo anatin’ny sarona hodi-takasy ka hatainginy eo ambonin’ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony ao anatin'ny sarona hodi-takasy ka hatainginy eo ambonin'ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 ireo sy ny fanaka rehetra momba azy dia hataony ao anatin’ny sarona hoditra trozona ka hapetrany eo ambonin’ny filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:10
6 Rohy Ifampitohizana  

«Hisy koa fitoeran-jiro volamena madio hamboarina; voasana no hanaovana azy, ka ny faladiany sy ny tahony, ny raviny sy ny bokony ary ny voniny dia hitambatra ho tena iray ihany.


hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Hamelatra lamba volomparasy eo amin’ny alitara volamena izy, ka handrakotra izany amin’ny lamba hoditra mafy, ary izay vao hapetrany ny bao.


Haka ny fanaka litorjika rehetra fampiasa amin’ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny Toeramasina izy, ka hofonosiny lamba volomparasy sady horakofany lamba hoditra mafy, ary dia hapetrany amin’ny filanjana azy.


hasiany lamba hoditra manify eo ambonin’izany, dia hamelarany lamba volomparasy indray eo ambonin’io, vao hapetrany ny bao filanjana azy.


Haka lamba volomparasy izy handrakofany ny fitoeran-jiro mbamin’ny jiro sy ny kojakojany rehetra: dia ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenona ary ny tavoaran-diloilo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra