Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 34:25 - DIEM PROTESTANTA

25 ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 ny lehiben’ny foko taranak’i Zebolona dia i Elizafana, zanak’i Parnaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Elisafàna, izay filohany, zanak’i Farnàka, amin’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 ary ny lohan’ny firenena taranak’i Zebolona dia Elizafana, zanak’i Parnaka;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 ary ny lohan'ny firenena taranak'i Zebolona dia Elizafana, zanak'i Parnaka;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:25
2 Rohy Ifampitohizana  

ho an’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa, dia i Kemoela zanakalahin’i Siftana;


ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra