Nomery 34:25 - Baiboly Katolika25 Elisafàna, izay filohany, zanak’i Farnàka, amin’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 ny lehiben’ny foko taranak’i Zebolona dia i Elizafana, zanak’i Parnaka; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 ary ny lohan’ny firenena taranak’i Zebolona dia Elizafana, zanak’i Parnaka; Jereo ny tokoMalagasy Bible25 ary ny lohan'ny firenena taranak'i Zebolona dia Elizafana, zanak'i Parnaka; Jereo ny toko |