Nomery 34:26 - Baiboly Katolika26 Faltiela izay filohany, zanak’i Ozana, amin’ny fokon’ny zanak’i Isakara; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 ny lehiben’ny foko taranak’Isakara dia i Paltiela, zanak’i Azana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ary ny lohan’ny firenena taranak’Isakara dia Paltiela, zanak’i Azana; Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ary ny lohan'ny firenena taranak'Isakara dia Paltiela, zanak'i Azana; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 ny lehiben’ny foko taranak’Isakara dia i Paltiela, zanak’i Azana; Jereo ny toko |