Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 34:26 - DIEM PROTESTANTA

26 ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 ny lehiben’ny foko taranak’Isakara dia i Paltiela, zanak’i Azana;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 ho an’ny fokon’i Jisakara, dia i Paltiela zanakalahin’i Hazàna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Faltiela izay filohany, zanak’i Ozana, amin’ny fokon’ny zanak’i Isakara;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 ary ny lohan’ny firenena taranak’Isakara dia Paltiela, zanak’i Azana;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 ary ny lohan'ny firenena taranak'Isakara dia Paltiela, zanak'i Azana;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 34:26
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Isbôsèta nampaka an’i Mikàla tany amin’i Paltiela vadiny sady zanakavavin’i Laîsy.


ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla;


ho an’ny fokon’i Asera, dia i Ahihoda zanakalahin’i Selômy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra