Nomery 34:24 - DIEM PROTESTANTA24 ho an’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa, dia i Kemoela zanakalahin’i Siftana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 ny lehiben’ny foko taranak’i Efraima dia i Kemoela, zanak’i Siftana; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 ho an’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa, dia i Kemoela zanakalahin’i Siftana; Jereo ny tokoBaiboly Katolika24 ary Kamoela izay filohany, zanak’i Seftàna amin’ny fokon’ny zanak’i Efraima; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 ary ny lohan’ny firenena taranak’i Efraima dia Kemoela, zanak’i Siftana; Jereo ny tokoMalagasy Bible24 ary ny lohan'ny firenena taranak'i Efraima dia Kemoela, zanak'i Siftana; Jereo ny toko |