Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 30:4 - DIEM PROTESTANTA

4 «Ataovy hoe misy tovovavy mbola miara-mipetraka amin-drainy ka maningo-tena mivoady na mianiana amin’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Raha misy indray vehivavy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy izy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 «Ataovy hoe misy tovovavy mbola miara-mipetraka amin-drainy ka maningo-tena mivoady na mianiana amin’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Raha misy vehivavy mbola zaza an-trano ao amin-drainy mivoady amin’i Iaveh sy manao famehezan-tena,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary raha misy vehivavy mivoady amin’i Jehovah ka mamehy tena hifady, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary raha misy vehivavy mivoady amin'i Jehovah ka mamehy tena hifady, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Raha misy indray vehivavy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy izy

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:4
2 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy lehilahy mivoady amin’ny TOMPO na mianiana hifady zavatra, dia tsy hitsoaka amin’ny teniny fa tsy maintsy hanatanteraka izay fampanantenana naloaky ny vavany izy.


Raha ren-drainy izany voady na fianianana izany, nefa tsy notoheriny, dia manan-kery ny voady amam-pianianana rehetra nataon’ilay tovovavy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra