Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 30:3 - DIEM PROTESTANTA

3 «Raha misy lehilahy mivoady amin’ny TOMPO na mianiana hifady zavatra, dia tsy hitsoaka amin’ny teniny fa tsy maintsy hanatanteraka izay fampanantenana naloaky ny vavany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Raha misy lehilahy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO dia tsy hamadika ny teny nataony izy fa araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 «Raha misy lehilahy mivoady amin’ny TOMPO na mianiana hifady zavatra, dia tsy hitsoaka amin’ny teniny fa tsy maintsy hanatanteraka izay fampanantenana naloaky ny vavany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Izao no didian’i Iaveh: Raha misy lehilahy mivoady amin’i Iaveh, na manao fianianana hamehezany ny tenany, dia tsy mahazo mitsoa-teny izy: izay rehetra naloaky ny vavany hataony avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Raha misy lehilahy mivoady amin’i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Raha misy lehilahy mivoady amin'i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Raha misy lehilahy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO dia tsy hamadika ny teny nataony izy fa araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 30:3
10 Rohy Ifampitohizana  

Nikomiany aza i Nebokadnetsara mpanjaka izay efa nampianiana azy tamin’Andriamanitra. Nanamafy hatoka sy fo izy mba tsy hiverenany amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.


Ny fiderana no ataovy sorona ho Ahy Andriamanitrareo; ny voadinareo no efao amiko, fa Izaho no Avo Indrindra.


mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy manao voady hanokana olona ho an’ny TOMPO;


Niteny tamin’ireo filohan’ny foko israelita i Mosesy ka nampita izao baikon’ny TOMPO izao:


«Ataovy hoe misy tovovavy mbola miara-mipetraka amin-drainy ka maningo-tena mivoady na mianiana amin’ny TOMPO.


mba hamepetra ny Israelita hoe: –Raha misy lehilahy na vehivavy mivoady ho Nazirita mba hanokan-tena ho an’ny TOMPO,


dia aoka hangina ireo vehivavy mandritra ny fiaraha-miangona, satria tsy azony atao ny miteny; fa aoka hanoa izy ireo araka ny voalazan’ny bokin’ny lalàna rahateo.


Kanefa tsy namono azy ny Israelita satria ny anaran’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely no efa nianianan’ireo loholom-piangonana taminy. Koa nimonomonona tamin’ireo loholona ny Israelita rehetra;


Koa raha vao nahita azy i Jiftà, dia nandriatra ny fitafiany sady niantso hoe: –Indrisy, anaka, fa nampidi-doza ahy ianao, ary ianao izao no fototry ny hakiviako! Efa nanao voady tamin’ny TOMPO manko aho, ka tsy mahazo mitsoaka ny teny nomeko.


sy voady izao: «Ry TOMPOn’izao rehetra izao ô, mba jereo tokoa ny alaheloko ka tsarovy fa aza hadinoina; raha mba omenao zanakalahy anankiray aho, dia hatolotro ho ANAO kosa izy amin’ny androny rehetra; ka tsy hokasihin-kareza ny lohany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra