Nomery 30:4 - Baiboly Katolika4 Raha misy vehivavy mbola zaza an-trano ao amin-drainy mivoady amin’i Iaveh sy manao famehezan-tena, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Raha misy indray vehivavy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy izy Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 «Ataovy hoe misy tovovavy mbola miara-mipetraka amin-drainy ka maningo-tena mivoady na mianiana amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 «Ataovy hoe misy tovovavy mbola miara-mipetraka amin-drainy ka maningo-tena mivoady na mianiana amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary raha misy vehivavy mivoady amin’i Jehovah ka mamehy tena hifady, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary raha misy vehivavy mivoady amin'i Jehovah ka mamehy tena hifady, raha mbola zaza ao an-tranon-drainy izy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Raha misy indray vehivavy mifehy tena amin’ny voady amin’NY TOMPO, raha mbola zaza ao an-tranon’ny rainy izy Jereo ny toko |