Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Jeabarima ao amin’ny efitra mifanandrify amin’i Moaba, ao amin’ny fiposahan’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin’ny efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:11
4 Rohy Ifampitohizana  

Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta.


Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda.


niala teo Ponôna; dia nitoby tao Ôbôta;


niala teo Ôbôta, dia nitoby tao Hije-Habarîma tao amin’ny faritanin’i Môaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra