Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Niala tao izy, dia nitoby tao amin’ny lohasahan’i Zareda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zareda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin'ny lohasahan-driaka Zareda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.


niala teo Hije-Habarîma, dia nitoby tao Dibôna-Gada;


Avy eo dia hoy ny TOMPO hoe: «Mitsangàna ianareo, miaingà ka mità ny lohasahan-driaka Arnôna. Jereonareo fa hatolotro eo an-tananareo i Sihôna, mpanjaka amôrita ao Hesbôna, mbamin’ny taniny. Santaro ny fakàna izany tany izany, ka tafiho i Sihôna!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra