Nomery 21:11 - Baiboly Katolika11 Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Jeabarima ao amin’ny efitra mifanandrify amin’i Moaba, ao amin’ny fiposahan’ny masoandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin’ny efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro. Jereo ny toko |