Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Niainga ny zanak’i Israely, ka nitoby tao Obôta;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ARY ny Zanak’Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny Zanak'Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:10
2 Rohy Ifampitohizana  

Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra