Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 2:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Ny Levita ihany no tsy natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ny levita kosa dia tsy mba nisaina niaraka tamin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Ny Levita ihany no tsy natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Tsy anisan’ny voaisa niaraka tamin’ny zanak’i Israely ny Levita, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin’ny Zanak’Isiraely, araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ny levita kosa dia tsy mba nisaina niaraka tamin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 2:33
3 Rohy Ifampitohizana  

Notanterahin’ny Israelita izany, araka ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy; ka araka ny fanevany avy no nitobiany ary araka ny foko sy ny tarika nisy azy avy no niaingany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra