Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 16:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Izao no ataovy: Makà fanembohana ianareo, ry Kôre sy ny tariny rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Izao no ataovy, ry Kora sy hianareo namany rehetra: Makà fitondran-afo ho anareo rahampitso,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo namany rehetra: Makà fitondran'afo ho anareo rahampitso.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 16:6
7 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay kosa dia samy naka ny fanembohany avy ry i Nadaba sy i Abihò, zanakalahin’i Aharôna, ka nanisy vain’afo teo anatiny sy nametraka vovo-javamanitra teo ambonin’ny vain’afo ary nanolotra izany teo anatrehan’ny TOMPO: zavatra tsy mifanaraka amin’izay nandidian’ny TOMPO azy izany.


ka niteny tamin’i Kôra sy ny namany hoe: –Rahampitso dia hasehon’ny TOMPO izay Azy sy izay masina ary izay afaka manakaiky Azy; dia izay hofidiny no hampanakaikeziny Azy.


dia asio vainafo ao anatin’ireny rahampitso ary andraraho vovo-javamanitra eo ambonin’izany eo anatrehan’ny TOMPO. Ho hita eo izay hofidin’ny TOMPO ka ho masina. Ampy izay, ry taranak’i Levỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra