Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ary raha ny fiangonana kosa no antsoina hivory, dia fitsofana lavareny no atao fa tsy arahina hoby akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Fa raha hamory ny fiangonana kosa ianareo dia hitsoka fotsiny fa tsy hanao fanairana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ary raha ny fiangonana kosa no antsoina hivory, dia fitsofana lavareny no atao fa tsy arahina hoby akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ary hotsofinao fa tsy atao mikarantsana amin’ny fiantsoana ny fiangonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Fa raha hampivory ny fiangonana kosa hianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Fa raha hampivory ny fiangonana kosa ianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Fa raha hamory ny fiangonana kosa ianareo dia hitsoka fotsiny fa tsy hanao fanairana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:7
3 Rohy Ifampitohizana  

Tsofy ny trompetra ary asio antso fanairana, ao Tsiôna tendrombohitro masina. Mangovita ianareo mponina rehetra eto amin’ity tany ity, fa avy ny andron’ny TOMPO; eny, efa akaiky izany.


«Ireo mpisorona taranak’i Aharôna ihany no hitsoka ny trômpetra; lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra