Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Raha miverina fanindroany ny fitsofana trômpetra arahina hoby, dia izay nitoby teo atsimo no hiainga. Fitsofana trômpetra arahin-koby no mariky ny fiaingana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Rehefa mitsoka ny fanairana fanindroany ianareo dia hiainga ny toby izay milasy eo atsimo; fanairana no hatao fiaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Raha miverina fanindroany ny fitsofana trômpetra arahina hoby, dia izay nitoby teo atsimo no hiainga. Fitsofana trômpetra arahin-koby no mariky ny fiaingana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Raha tsofinao mikarantsana fanindroany, dia ireo mitoby amin’ny lafiny atsimo no hiainga. Hotsofina mikarantsana amin’ny fiaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary raha mitsoka ho fampitairana fanindroany hianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsimo; fampitairana no hatao fiaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary raha mitsoka ho fampitairana fanindroany ianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsimo; fampitairana no hatao fiaingany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Rehefa mitsoka ny fanairana fanindroany ianareo dia hiainga ny toby izay milasy eo atsimo; fanairana no hatao fiaingany.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora;


Ary raha ny fiangonana kosa no antsoina hivory, dia fitsofana lavareny no atao fa tsy arahina hoby akory.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra