Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Raha arahina hoby kosa ny fitsofana ny trômpetra, dia hiainga ireo izay nitoby teo atsinanan’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Fa rehefa mitsoka ho fanairana ianareo dia hiainga ny toby izay milasy eo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Raha arahina hoby kosa ny fitsofana ny trômpetra, dia hiainga ireo izay nitoby teo atsinanan’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Raha tsofinao mikarantsana, dia ireo mitoby eo amin’ny lafiny atsinanana no hiainga.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Fa raha mitsoka ho fampitairana hianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Fa raha mitsoka ho fampitairana ianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Fa rehefa mitsoka ho fanairana ianareo dia hiainga ny toby izay milasy eo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:5
5 Rohy Ifampitohizana  

Miantsoa mafy, fa aza atao malemy. Ataovy avo toy ny trompetra ny feonao. Vakio bantsilana amin’ny vahoakako ny fikomiany ary amin’ny taranak’i Jakôba ny fahotany.


Tsofy ny trompetra ary asio antso fanairana, ao Tsiôna tendrombohitro masina. Mangovita ianareo mponina rehetra eto amin’ity tany ity, fa avy ny andron’ny TOMPO; eny, efa akaiky izany.


Ny fanevan’i Joda mbamin’ny antokon-tafiny no niainga voalohany. Ny tafiky ny taranak’i Joda dia notarihin’i Nahasôna, zanakalahin’i Haminadaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra