Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ny fanevan’i Efraîma mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga manaraka; ny tafiky ny taranak’i Efraîma dia notarihin’i Elisamà, zanakalahin’i Hamihoda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Niainga koa ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Elisama, zanak’i Amihoda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ny fanevan’i Efraîma mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga manaraka; ny tafiky ny taranak’i Efraîma dia notarihin’i Elisamà, zanakalahin’i Hamihoda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Efraima, araka ny antokony avy; ary ny antokony dia nofehezin’i Amioda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak’i Amihoda, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak'i Amihoda, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Niainga koa ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Elisama, zanak’i Amihoda.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:22
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa nandà i Jakôba ka nanao hoe: –Fantatro dia fantatro, anaka, fa ho tonga firenen-dehibe koa i Manase. Kanefa ny zandriny dia ho lehibe noho izy, ary ny taranany dia ho firenena maro.


i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;


ny an’ny fokon’i Manase dia notarihin’i Gamaliela, zanakalahin’i Pedahatsoro;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra