Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:23 - DIEM PROTESTANTA

23 ny an’ny fokon’i Manase dia notarihin’i Gamaliela, zanakalahin’i Pedahatsoro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 ny an’ny fokon’i Manase dia notarihin’i Gamaliela, zanakalahin’i Pedahatsoro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Manase dia nofehezin’i Gamaliela zanak’i Fadasora,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary Gamaliela, zanak’i Pedazora, no mpifehy ny antokon’ny firenena taranak’i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Manase.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:23
4 Rohy Ifampitohizana  

i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;


Ny fanevan’i Efraîma mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga manaraka; ny tafiky ny taranak’i Efraîma dia notarihin’i Elisamà, zanakalahin’i Hamihoda;


ny an’ny fokon’i Benjamîna dia notarihin’Abidàna, zanakalahin’i Gidehônỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra