Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:37 - DIEM PROTESTANTA

37 Nanamafy kosa i Gahala hoe: –Jereonao fa tafika mihitsy ireny midina avy amin’ny havoana afovoany ireny, ary misy antokony iray hafa koa avy amin’ny lalana mihazo ny Terebintan’ny Mpanandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Dia mbola niteny indray i Gala hoe: Indreo, misy olona midina avy ao afovoan’ny tany ary indreo, misy antokony hafa mandeha amin’ny lalana eo amin’ny hazo terebintan’ny mpimasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Nanamafy kosa i Gahala hoe: –Jereonao fa tafika mihitsy ireny midina avy amin’ny havoana afovoany ireny, ary misy antokony iray hafa koa avy amin’ny lalana mihazo ny Terebintan’ny Mpanandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 Niteny indray i Gaala nanao hoe: «Andian’olona no hitako midina avy eo am-pamatonan-tany, ary antokon’olona no tamy mihazo ny lalana eo amin’ny aokan’ny mpanandro».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Dia niteny indray Gala ka nanao hoe: Indreo, misy olona eo amin’ny havoana, ary, indreo misy, antokony hafa mandeha amin’ny làlana eo amin’ny hazo terebinta Meonenima.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Dia niteny indray Gala ka nanao hoe: Indreo, misy olona eo amin'ny havoana, ary, indreo misy, antokony hafa mandeha amin'ny lalana eo amin'ny hazo terebinta Meonenima.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

37 Dia mbola niteny indray i Gala hoe: Indreo, misy olona midina avy ao afovoan’ny tany ary indreo, misy antokony hafa mandeha amin’ny lalana eo amin’ny hazo terebinta*n’ny mpimasy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:37
4 Rohy Ifampitohizana  

Hankao ianao mba handroba sy handravarava ary hamely ireo tanàna izay efa rava taloha saingy onenana indray ankehitriny; hankao ianao hamely vahoaka iray nangonina avy any amin’ny firenen-kafa, ka nihary biby fiompy sy fananana indray, ary monina eo amin’ny foiben’izao tontolo izao.


Ireo firenena izay efa horoahinareo ireo no mihaino ny mpanandro sy ny mpimasy; fa ianareo kosa tsy avelan’ny TOMPO Andriamanitrareo hanao izany.


Nahita ireo i Gahala ka nanao tamin’i Zebola hoe: –Jereonao fa misy tafika midina avy ao an-tampon-kavoana. Dia novalian’i Zebola hoe: –Tsia fa aloky ny havoana no heverinao ho olona!


Dia namaly azy indray i Zebola hoe: –Aiza amin’izay ity vavanao nilaza taminay hoe: «Iza moa i Abimelèka no hotompointsika?» Ka tsy ireo ve ny tafika novingavingainao? Koa miaingà ianao ankehitriny hiady aminy!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra