Mpitsara 9:37 - Baiboly Katolika37 Niteny indray i Gaala nanao hoe: «Andian’olona no hitako midina avy eo am-pamatonan-tany, ary antokon’olona no tamy mihazo ny lalana eo amin’ny aokan’ny mpanandro». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Dia mbola niteny indray i Gala hoe: Indreo, misy olona midina avy ao afovoan’ny tany ary indreo, misy antokony hafa mandeha amin’ny lalana eo amin’ny hazo terebintan’ny mpimasy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Nanamafy kosa i Gahala hoe: –Jereonao fa tafika mihitsy ireny midina avy amin’ny havoana afovoany ireny, ary misy antokony iray hafa koa avy amin’ny lalana mihazo ny Terebintan’ny Mpanandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Nanamafy kosa i Gahala hoe: –Jereonao fa tafika mihitsy ireny midina avy amin’ny havoana afovoany ireny, ary misy antokony iray hafa koa avy amin’ny lalana mihazo ny Terebintan’ny Mpanandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Dia niteny indray Gala ka nanao hoe: Indreo, misy olona eo amin’ny havoana, ary, indreo misy, antokony hafa mandeha amin’ny làlana eo amin’ny hazo terebinta Meonenima. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Dia niteny indray Gala ka nanao hoe: Indreo, misy olona eo amin'ny havoana, ary, indreo misy, antokony hafa mandeha amin'ny lalana eo amin'ny hazo terebinta Meonenima. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Dia mbola niteny indray i Gala hoe: Indreo, misy olona midina avy ao afovoan’ny tany ary indreo, misy antokony hafa mandeha amin’ny lalana eo amin’ny hazo terebinta*n’ny mpimasy. Jereo ny toko |