Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Mpitsara 9:38 - DIEM PROTESTANTA

38 Dia namaly azy indray i Zebola hoe: –Aiza amin’izay ity vavanao nilaza taminay hoe: «Iza moa i Abimelèka no hotompointsika?» Ka tsy ireo ve ny tafika novingavingainao? Koa miaingà ianao ankehitriny hiady aminy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 Dia hoy i Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa i Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Dia namaly azy indray i Zebola hoe: –Aiza amin’izay ity vavanao nilaza taminay hoe: «Iza moa i Abimelèka no hotompointsika?» Ka tsy ireo ve ny tafika novingavingainao? Koa miaingà ianao ankehitriny hiady aminy!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

38 Dia hoy i Zebola taminy: «Fa aiza re ilay vavanao nanao hoe: Iza moa i Abimeleka no hotompointsika? Moa tsy ireo indrindra va no olona nesoinao? Mivoaha amin’izao, ka miadia aminy».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:38
7 Rohy Ifampitohizana  

fa hamaly anareo kosa Aho hoe: «Nankaiza ireo andriamanitrareo izay nataonareo ho anareo?» Aoka izy hamonjy anareo raha afaka manao izany amin’ny androm-pahorianareo! Fa maro tahaka ny isan’ny tanànanareo no isan’ny sampinareo, ry mponin’i Joda.


Nanamafy kosa i Gahala hoe: –Jereonao fa tafika mihitsy ireny midina avy amin’ny havoana afovoany ireny, ary misy antokony iray hafa koa avy amin’ny lalana mihazo ny Terebintan’ny Mpanandro.


Dia nivoaka ny tanàna i Gahala nitarika ny mponin’i Sekema, ka niady tamin’i Abimelèka.


Atsaharo ny teny an’avona sy ny vava tsy ambina rehetra, fa Andriamanitra mahalala ny zava-drehetra ny TOMPO; Izy no mitsara ny ataon’ny olona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra