Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Nifehy an’i Israely nandritra ny telo taona i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Nitondra ny Israely nandritra ny telo taona i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nifehy an’i Israely nandritra ny telo taona i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Telo taona no nanapahan’i Abimeleka an’i Israely,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary rehefa nanapaka telo taona tamin’ny Isiraely Abimeleka,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary rehefa nanapaka telo taona tamin'ny Isiraely Abimeleka,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Nitondra ny Israely nandritra ny telo taona i Abimeleka.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Efa telonjato taona izao no nipetrahan’ny Israelita tao Hesbôna sy Harôhera mbamin’ireo tanàna kely manodidina azy avy ary koa tao amin’ireo tanàna rehetra eny amoron’i Arnôna; koa nahoana no tsy nalainareo io faritany io tamin’izany fotoana rehetra izany?


Taorian’izay dia nitsoaka nandositra nankany Beerà i Jôtama ary nitoetra tany mba hiery an’i Abimelèka rahalahiny.


Taorian’izany, dia nisy fanahy mampikorontana nalefan’Andriamanitra tamin’ny mpanjaka sy tamin’ny mponin’i Sekema ka nikomy tamin’i Abimelèka ireo Sekemita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra