Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Taorian’izay dia nitsoaka nandositra nankany Beerà i Jôtama ary nitoetra tany mba hiery an’i Abimelèka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dia riatra nandositra i Jotama ka nankany Bera ary nitoetra tao mba hiery an’i Abimeleka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Taorian’izay dia nitsoaka nandositra nankany Beerà i Jôtama ary nitoetra tany mba hiery an’i Abimelèka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Dia lasa i Joatama ka nitsoaka nandositra; nankany Berà izy ka nonina tany, fa natahotra an’i Abimeleka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Dia riatra nandositra Jotama ka nankany Bera ary nitoetra teo mba hiery an’i Abimeleka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Dia riatra nandositra Jotama ka nankany Bera ary nitoetra teo mba hiery an'i Abimeleka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Dia riatra nandositra i Jotama ka nankany Bera ary nitoetra tao mba hiery an’i Abimeleka rahalahiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:21
5 Rohy Ifampitohizana  

Notetezin’i Sebà avokoa ny fokon’i Israely avaratra, hatrany Abela-Bety-Mahakà; ary ny Berita rehetra dia nivory ka niditra nanaraka azy tao koa.


Niala teo indray ny Israelita, dia nankany Beèra (na hoe Fantsakana). Teo no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy hoe: –Angony ny vahoaka fa homeko rano.


dia ireo tanàna kely rehetra hatrany Bahalato-Beera sy hatrany Ramata-Negeba. Izany no zaratany nolovan’ny foko simehônita ho an’ireo tarika ao anatiny.


Raha tsy izany kosa, dia aoka hisy afo mivoaka avy amin’i Abimelèka ka handoro anareo mponin’i Sekema sy i Bety-Milao, ary aoka hisy afo mivoaka avy aminareo ka handoro an’i Abimelèka!


Nifehy an’i Israely nandritra ny telo taona i Abimelèka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra