Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Farany, dia ny kirihitra tsilo no nitenenan’ny hazo rehetra hoe: ‹Andao ianao hanjaka aminay.›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary hoy ny hazo maniry rehetra tamin’ny tsilo: Avia ianao ka manjakà aminay!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Farany, dia ny kirihitra tsilo no nitenenan’ny hazo rehetra hoe: ‹Andao ianao hanjaka aminay.›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Tamin’izay dia hoy ny hazo rehetra tamin’ny tsilo milobolobo: Avia ianao hanjaka aminay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary hoy ny hazo rehetra tamin’ny tsilo: Avia hianao, ka manjakà aminay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary hoy ny hazo rehetra tamin'ny tsilo: Avia ianao, ka manjakà aminay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary hoy ny hazo maniry rehetra tamin’ny tsilo: Avia ianao ka manjakà aminay!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa i Jôasy mpanjakan’i Israely dia nandefa iraka tany amin’i Amatsià mpanjakan’i Joda hamaly azy hoe: «Ny kirihitra tsilo izay tany Libano, hono, dia nandefa iraka tany amin’ny sedera izay tany Libano mba hiangavy azy hoe: ‹Omeo ho vadin’ny zanako lahy ny zanakao vavy›; kanjo nisy bibidian’i Libano namaky teo ka nanosihosy ny kirihitra tsilo.


Fa namaly azy ny voaloboka hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra divay izay mahafaly an’Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?›


Ary namaly azy ny kirihitra tsilo hoe: ‹Raha sitrakareo tokoa ny hifidy ahy ho mpanjakanareo, dia avia mipetraka eto ambany alokaloko ianareo! Fa raha tsy hanao izany ianareo, dia aoka hisy afo mivoaka avy amin’ny tsiloko ka handoro hatramin’ny hazo sederan’i Libano aza!› »


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra