Mpitsara 5:25 - DIEM PROTESTANTA25 Fa rano no nangatahin’i Siserà; nefa ronono kosa no nomeny azy, dia rononomandry tao anaty tsatokaty marevaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Rano no nangatahin-dRalehilahy dia ronono no nomeny azy; teo an-dovian’olona ambony no nitondrany ronono mandry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Fa rano no nangatahin’i Siserà; nefa ronono kosa no nomeny azy, dia rononomandry tao anaty tsatokaty marevaka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika25 Rano no nangatahiny, ronono no nomeny azy; ronono tsy misy fangarony no natolony tamin’ny kopy mihaja. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian’andriana no nitondrany rononomandry. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Rano no nangatahin-dralehilahy, fa ronono aza no nomeny azy; Teo an-dovian'andriana no nitondrany rononomandry. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Rano no nangatahin-dRalehilahy dia ronono no nomeny azy; teo an-dovian’olona ambony no nitondrany ronono mandry. Jereo ny toko |