Mpitsara 5:23 - DIEM PROTESTANTA23 Ozòny ny tanàna Merôza, hoy ilay anjelin’ny TOMPO. Ozòny, ozòny ny mponina ao aminy noho izy tsy tonga hikatroka niaraka tamin’ireo mahery fo mba hanampy ny TOMPO hiady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Ozòny i Meroza, hoy ilay Anjelin’NY TOMPO, ozòny tanteraka ny mponina ao! Satria tsy mba tonga nanampy NY TOMPO izy, eny, tsy nanampy NY TOMPO niaraka tamin’ireo mpiady mahery. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ozòny ny tanàna Merôza, hoy ilay anjelin’ny TOMPO. Ozòny, ozòny ny mponina ao aminy noho izy tsy tonga hikatroka niaraka tamin’ireo mahery fo mba hanampy ny TOMPO hiady. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Ozòny i Mezôra, hoy ny Anjelin’i Iaveh, Ozòny dia ozòny ny mponina ao! Fa tsy mba tonga hanampy an’i Iaveh ireny, fa tsy nanampy an’i Iaveh ireny niaraka tamin’ny mahery. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ozòny Meroza, hoy Ilay Anjelin’i Jehovah, Ozòny dia ozòny ny mponina ao, Satria tsy mba tonga hanampy an’i Jehovah izy, Eny, tsy nanampy an’i Jehovah hamely ny mahery. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ozony Meroza, hoy Ilay Anjelin'i Jehovah, Ozony dia ozòny ny mponina ao, Satria tsy mba tonga hanampy an'i Jehovah izy, eny, tsy nanampy an'i Jehovah hamely ny mahery. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Ozòny i Meroza, hoy ilay Anjelin’NY TOMPO*, ozòny tanteraka ny mponina ao! Satria tsy mba tonga nanampy NY TOMPO izy, eny, tsy nanampy NY TOMPO niaraka tamin’ireo mpiady mahery. Jereo ny toko |
Dia niainga avy any Gilgala ka tonga tany Bokima ny anjelin’ny TOMPO ary nanambara tamin’ny Israelita hoe: –Izaho no nampakatra anareo hiala tany Ejipta ka nampiditra anareo amin’ny tany izay nianianako homena ny razanareo. Ary nilaza Aho fa tsy hanapaka na oviana na oviana ny fanekempihavanako aminareo.
Indray andro i Debôrà dia nampiantso an’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama; nampiantsoiny avy any Kedesa any amin’ny faritra naftalîta izy ka nilazany hoe: –Izao no andidian’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely anao: Mandehana maka vatan-dehilahy andiany folo avy amin’ny fokon’i Naftalỳ sy i Zebolòna, ka tariho any an-tendrombohitra Tabôra.
Ary ankehitriny, aoka ianao, ry mpanjaka tompoko, hihaino izay holazaiko aminao: raha ny TOMPO no manosika anao hanao izany amiko, aoka hampitony Azy ny sorona aterina aminy; fa raha olombelona kosa, dia aoka ho voaozona eo anatrehan’ny TOMPO izy satria efa nandroaka ahy androany tsy hanana anjara amin’ny tany nomen’ny TOMPO ka toy ny manao amiko hoe: «Mandehana manompo andriamani-kafa.»