Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 5:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Dia nihazakazaka mafy ny soavaly; ka nikatrokatroka ny hitsa-kitrony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Tamin’izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny firimorimony, dia ny firimorimon’ny maheriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Dia nihazakazaka mafy ny soavaly; ka nikatrokatroka ny hitsa-kitrony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Nikatrokatroka tamin’izay ny kitron’ny soavaly, tamin’ny hazakazaka, dia ny firiotran’ny mpiadiny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Tamin’izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly Noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Tamin'izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Tamin’izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny firimorimony, dia ny firimorimon’ny maheriny.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 5:22
10 Rohy Ifampitohizana  

Ianao ve no mampahatanjaka ny soavaly na manafy vombo mihofahofa ny vozony


Fantatro izao ankehitriny fa ny TOMPO manome fandresena ny mpanjaka nohosorany; avy any an-danitra toeramasiny no amaliany ny vavaka ataony, ka ny herin’ny tanany ankavanana no anolorany fandresena ho azy.


Fa ny soavaly tsy azo itokiana hahazoam-pandresena; ary na matanjaka be aza izy, dia tsy mahavonjy ny mpitaingina azy.


Voaranitra ny zana-tsipîkany, ary voahenjana avokoa ny tsipîkany. Mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny, ary miriotra toy ny tadio ny kodiaran-kalesiny.


Mikatrokatroka ny kitron’ireo soavaly matanjaka mirodorodo ny kalesy ary mikotrokotroka ny kodiarany; ka manadino zanaka ny ray aman-dreny satria efa miraviravy tanana.


Tonga ny andro fandravana ny Filistinina rehetra, hany ka tsy misy olona sisa tavela intsony mba hanampy an’i Tiro sy i Sidôna. Ravan’ny TOMPO tokoa ny Filistinina, dia ireo sisa velona avy any amin’ny nosy Kaftôra.


Efa ao Dana ny fahavalo ka re avy any ny fiefonefon’ny soavaly. Mihorohoro ny tany manontolo noho ny fanenon’ireo soavaly haingam-pandeha. Avy izy handripaka ny tany sy izay mameno azy, dia ny tanàna sy ny mponina ao aminy.


Ny terak’i Bety-Tôgarmà no nanolotra ny soavaly hoenti-miasa sy ny soavaly hoenti-miady ary ny boriky ho takalon’ny entanao.


«Mitsangàna ka miveleza, ry mponina ao Tsiôna. Fa hataoko mahery ianareo, toy ny omby misy tandroka vy sy manan-kitro varahina, ka hanorotoro firenena maro. Ary ny harena voaangony ankeriny dia hatokanareo ho Ahy TOMPO, Izay tompon’ny tany tontolo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra