Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:43 - DIEM PROTESTANTA

43 Notemerin’ny Israelita ireo Benjaminita, nenjehiny tsy an-kiato ka nataony matin-kitsaka teny an-dàlana mandra-pahatonga hatrany atsinanan’i Gebà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Nohodidininy ny Benjamina ka nenjehiny ary tsy navelany hiaina, dia nohitsakitsahiny hatrany akaikin’i Gibea any atsinanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Notemerin’ny Israelita ireo Benjaminita, nenjehiny tsy an-kiato ka nataony matin-kitsaka teny an-dàlana mandra-pahatonga hatrany atsinanan’i Gebà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 Notemerany sy noenjehiny i Benjamina dia novonoiny teo amin’izay niatoany hatrany an-tandrifin’i Gabaà any amin’ny fiposahan’ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Nanemitra ny Benjamita izy ka nanenjika azy ary nanitsaka azy mora foana tandrifin’i Gibea atsinanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Nanemitra ny Benjamita izy ka nanenjika azy ary nanitsaka azy mora foana tandrifin'i Gibea atsinanany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Nohodidininy ny Benjamina ka nenjehiny ary tsy navelany hiaina, dia nohitsakitsahiny hatrany akaikin’i Gibea any atsinanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:43
4 Rohy Ifampitohizana  

Hatramin’ny andron’ilay raharaha izay niseho tao Gibehà no efa nanota i Israely, ary tsy niova tamin’izany izy. Koa tsy rariny ve raha ao Gibehà ny ady no hahatratra ireo olon-dratsy ireo?


Nihoa-pampana ny faharatsianareo toy ny fahiny tany Gibehà. Nefa hotsaroan’ny Tompo ny helokareo, ary hoteteziny tsirairay ny fahotanareo.


Nahafatesana vatan-dehilahy andiany 18 ny Benjaminita tamin’io andro io, dia lehilahy mahery fo avokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra