Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:42 - DIEM PROTESTANTA

42 Vaky nandositra teo anoloan’ny vatan-dehilahy israelita izy ary nizotra nankany an-taniefitra; saingy narahin’ny andian-tafika lehibe sy ireo vatan-dehilahy israelita nivoaka avy tao an-tanàna izy ka naringany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

42 Nandositra teo anoloan’ny lehilahin’ny Israely ireo hankany amin’ny lalana ho any an-tany efitra, nefa nahatratra azy ihany ny ady, ary ireo izay nivoaka avy tao an-tanàna koa dia namono azy satria tonga teo afovoany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Vaky nandositra teo anoloan’ny vatan-dehilahy israelita izy ary nizotra nankany an-taniefitra; saingy narahin’ny andian-tafika lehibe sy ireo vatan-dehilahy israelita nivoaka avy tao an-tanàna izy ka naringany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

42 ka niamboho teo amin’ny lehilahin’i Israely izy ireo nihazo ny lalana mankany an’efitra; nefa noenjehin’ny mpiady mafy izy; ary ny tao an-tanàna novonoiny samy eo amin’ny fitoerana nisy azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

42 Dia niamboho teo anoloan’ny lehilahy amin’ny Isiraely hankany amin’ny làlana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin’ny tanàna koa dia novonoiny teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

42 Dia niamboho teo anoloan'ny lehilahy amin'ny Isiraely hankany amin'ny lalana ho any an-efitra izy, fa ny ady nahatratra azy: ary izay nivoaka avy tao amin'ny tanàna koa dia novonoiny teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

42 Nandositra teo anoloan’ny lehilahin’ny Israely ireo hankany amin’ny lalana ho any an-tany efitra, nefa nahatratra azy ihany ny ady, ary ireo izay nivoaka avy tao an-tanàna koa dia namono azy satria tonga teo afovoany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:42
5 Rohy Ifampitohizana  

Difotry ny fahoriana sy vesaram-panompoana no lasan-ko babo ny fokon’i Joda. Mitoetra any amin’ny hafa firenena izy izao kanefa tsy mahita hifaharana. Izay rehetra mpanenjika azy dia nahatratra azy an-katerena.


Hatramin’ny andron’ilay raharaha izay niseho tao Gibehà no efa nanota i Israely, ary tsy niova tamin’izany izy. Koa tsy rariny ve raha ao Gibehà ny ady no hahatratra ireo olon-dratsy ireo?


Nihoa-pampana ny faharatsianareo toy ny fahiny tany Gibehà. Nefa hotsaroan’ny Tompo ny helokareo, ary hoteteziny tsirairay ny fahotanareo.


Nody resy teo anatrehany kosa i Josoa sy ny Israelita rehetra ka nandositra tamin’ny lalana mankany an-taniefitra.


Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra