Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:41 - DIEM PROTESTANTA

41 Nisampotina namely ny Benjaminita tamin’izay ny Israelita. Nivarahontsana ireto Benjaminita satria hitany ny fahavoazana nihatra taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Ary nitampody ny lehilahin’ny Israely, dia raiki-tahotra ny lehilahin’ny Benjamina, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 Nisampotina namely ny Benjaminita tamin’izay ny Israelita. Nivarahontsana ireto Benjaminita satria hitany ny fahavoazana nihatra taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 Ny lehilahy amin’i Israely nifontina taminy, ary ny lehilahy amin’i Benjamina nivadi-po terỳ nahita fa ianjeran’ny loza izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Ary raha niverina ny lehilahy amin’ny Isiraely, dia talanjona ny Benjamita, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Ary raha niverina ny lehilahy amin'ny Isiraely, dia talanjona ny Benjamita, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Ary nitampody ny lehilahin’ny Israely, dia raiki-tahotra ny lehilahin’ny Benjamina, satria hitany fa efa nidiran-doza izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:41
14 Rohy Ifampitohizana  

Ny fahamarinan’ny olom-banona manamora ny fiainany; fa ny olon-dratsy kosa verin’ny faharatsiany.


Ny fahamarinan’ny olo-mahitsy manafaka azy; fa voafandriky ny filàn-dratsy kosa ny mpamitaka.


Ny olon-dratsy mamandri-tena amin’ny fahotany, fa ny olo-marina kosa mientanentan-kafaliana.


Ny heloky ny olon-dratsy dia mamandri-tena, ka ny fahotany ihany no maningotra azy.


Raiki-tahotra ny mpanota ao Tsiôna, mangovitra ireo mpihatsaravelatsihy: «Iza amintsika, hoy izy, no hahajanona eo anilan’izao afo mandevona izao? Iza amintsika no hahatanty an’izao afo tsy misy farany izao?»


Hisy olona ho fatin’ny tahotra sy ny fanahiana izay hanjo ny tany tontolo, satria hihozongozona ny herin’ny habakabaka.


Amin’ny anaovan’ny olona hoe: «Miadana sy mandry feizay ny zavatra rehetra!», amin’iny no hamely azy tampoka ny fandringanana ka tsy ho azony andosirana mihitsy, mova tsy ny fanaintainan’ny vehivavy bevohòka mihetsi-jaza.


Nony nitodika ireo lehilahin’i Hay, dia nahita fa niakatra ho any an-danitra ny setroky ny tanànany. Tsy nisy toerana handosirany intsony na ho aiza na ho aiza, fa ny Israelita izay nandositra ho any an-taniefitra dia nifotitra hamely ny mpanenjika azy.


Ry zareo kosa dia manahaka ny biby tsy manan-tsaina, sady entim-pahazarana no teraka ho fisambotra sy ho famono; manevateva ny zavatra tsy fantany ireo, ka dia hovonoina tahaka ny amonoana ny biby tsy manan-tsaina:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra