Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Tamin’ny andro faharoa no nanatona hamely ny Benjaminita indray ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary ny Zanak’Israely dia nandroso tamin’ny andro faharoa hiady amin’ny taranak’i Benjamina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Tamin’ny andro faharoa no nanatona hamely ny Benjaminita indray ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dia nanatona ny taranak’i Benjamina indray ny zanak’i Israely tamin’ny andro faharoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny Zanak’Isiraely dia nandroso tamin’ ny andro faharoa hiady amin’ny taranak’i Benjamina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny Zanak'Isiraely dia nandroso tamin'ny andro faharoa hiady amin'ny taranak'i Benjamina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ary ny Zanak’Israely dia nandroso tamin’ny andro faharoa hiady amin’ny taranak’i Benjamina.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Kinanjo tamin’io andro faharoa io dia nivoaka avy tao Gibehà ny Benjaminita ka nandringana andiany 18 indray tamin’ny vatan-dehilahy israelita, dia lehilahy kinga famely sabatra avokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra