Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Koa nandefa iraka ho any amin’ny faritanin’i Benjamîna manontolo ny foko tsirairay avy hanao hoe: –Ahoana izao heloka mahatsiravina nitranga teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary nandefa iraka tany amin’ny fokon’i Benjamina rehetra ny fokon’ny Israely hiteny hoe: Inona izao loza natao teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Koa nandefa iraka ho any amin’ny faritanin’i Benjamîna manontolo ny foko tsirairay avy hanao hoe: –Ahoana izao heloka mahatsiravina nitranga teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Naniraka ho any amin’ny fianakavian’i Benjamina rehetra ny fokon’i Israely hilaza hoe: «Ahoana izany heloka natao taminareo izany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary ny firenen’Isiraely dia naniraka olona tany amin’ny firenen’i Benjamina rehetra hanao hoe: Inona izao ratsy natao teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary ny firenen'Isiraely dia naniraka olona tany amin'ny firenen'i Benjamina rehetra hanao hoe: Inona izao ratsy natao teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary nandefa iraka tany amin’ny fokon’i Benjamina rehetra ny fokon’ny Israely hiteny hoe: Inona izao loza natao teto aminareo izao?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:12
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra.


«Nisy olona tena ratsy fanahy mpiray firenena aminareo ka nahataona ny mponina tao an-tanànany hanompo andriamani-kafa!». Tsy fantatrareo ireny andriamani-kafa ireny; ka raha misy filazana toy izany,


Rehefa mby akaikin’ny tanàna hiadiana ianareo, dia taomy hanao raharaham-pihavanana ny mponina.


Dia nifanaraka ny Israelita rehetra fa hiray hina toy ny olona iray hamely an’i Gibehà.


Atolory anay ny olo-meloka, dia ireo faikan’olona ao Gibehà, mba hovonoinay ho faty ka hataonay tsy hisy eto amin’ny tanin’Israely intsony ny ratsy. Kinanjo ny Benjaminita tsy nety nihaino ny feon’ireo Israelita mpiray firenena aminy.


Ary ren’ny Benjaminita fa tafakatra ao Mitsepà ny Israelita hafa. Dia hoy ireo Israelita ireo hoe: –Tantarao aminay izay antony nahatonga izao heloka bevava izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra