Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 18:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Dia niainga ireo ka nanohy ny diany. Ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy ary ny entana no nalefany teo aloha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dia niainga izy ireo ka lasa nandeha ary ny zaza amam-behivavy sy ny omby aman’ondry mbamin’ny fananany dia nataony teo alohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Dia niainga ireo ka nanohy ny diany. Ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy ary ny entana no nalefany teo aloha.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Dia niainga izy ireo, ka lasa; nataony teo aloha ny zaza sy ny biby fiompy mbamin’ny entana sarobidy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Dia nihodina izy ireo ka lasa nandeha; ary ny zaza amim-behivavy sy ny omby aman-ondry mbamin’ny entany tsara dia nataony teo alohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Dia nihodina izy ireo ka lasa nandeha; ary ny zaza amim-behivavy sy ny omby aman'ondry mbamin'ny entany tsara dia nataony teo alohany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Dia niainga izy ireo ka lasa nandeha ary ny zaza amam-behivavy sy ny omby aman’ondry mbamin’ny fananany dia nataony teo alohany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 18:21
5 Rohy Ifampitohizana  

tonga ao akaikin’i Haiata, dia mandalo ao Migrôna ary mametraka ny entany ao Mikmasy.


i Helkata, ary i Rehôba: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.


Dia faly ilay mpisorona ka nitondra ny efôda sy ny terafima ary ny sampy sady niditra teo anivon’ilay andian-tafika.


Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy.


Natolotr’i Davida ny mpiambina ireo entana nentiny, ary dia lasa izy nilomay nankeny am-bava ady nanontany izay vaovao momba ireo rahalahiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra