Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 18:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikà ireo, vao nifamory i Mikà sy ny vatan-dehilahy mpiara-monina taminy ka nanenjika azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Efa lasa lavitra ny tranon’i Mikasy izy ireo, vao indreto ny olona mitoetra ao amin’ny trano mifanolo-bodirindrina amin’i Mikasy nivory nanenjika ireto taranak’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodi-rindrina tamin’i Mika ka nahatratra ny taranak’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary rehefa lasa lavitra ny tranon'i Mika izy, dia nivory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin'i Mika ka nahatratra ny taranak'i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Rehefa lasa lavitra ny tranon’i Mika izy ireo dia nifamory ny lehilahy nifanolo-bodirindrina tamin’i Mika ka nanenjika ny taranak’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 18:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Toa bibilava mamitsaka eny an-dalana izy, ary tahaka ny menarana eo amoron-dalana; kaikerin’ny menarana ny traingon-tsoavaly ka mianjera mitsilany ny mpitaingina azy.


Dia niainga ireo ka nanohy ny diany. Ny zaza amam-behivavy sy ny biby fiompy ary ny entana no nalefany teo aloha.


Ary nony nihorakoraka nanjohy ny Danita izy, dia nisampotina kosa ireto ka nanontany an’i Mikà hoe: –Inona no nahatonga anao namory olona maro toy izao?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra