Mpitsara 18:23 - DIEM PROTESTANTA23 Ary nony nihorakoraka nanjohy ny Danita izy, dia nisampotina kosa ireto ka nanontany an’i Mikà hoe: –Inona no nahatonga anao namory olona maro toy izao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Dia niantso ireo taranak’i Dana izy. Niherika ireo ka niteny tamin’i Mika hoe: Maninona ianao no miantsoantso toy izao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ary nony nihorakoraka nanjohy ny Danita izy, dia nisampotina kosa ireto ka nanontany an’i Mikà hoe: –Inona no nahatonga anao namory olona maro toy izao? Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Nantsoantsoin’izy ireo avy atỳ aoriana ny taranak’i Dana, ka niherika sy nanao tamin’i Mikasy hoe: «Inona no ilainao no nanangona olona toy izao ianao?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Dia niantso ny taranak’i Dana izy. Ary niherika ireo ka nanao tamin’i Mika hoe: Haninona hianao, no nanangona olona maro toy izao? Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Dia niantso ny taranak'i Dana izy. Ary niherika ireo ka nanao tamin'i Mika hoe: Haninona ianao, no nanangona olona maro toy izao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Dia niantso ireo taranak’i Dana izy. Niherika ireo ka niteny tamin’i Mika hoe: Maninona ianao no miantsoantso toy izao? Jereo ny toko |