Mpitsara 18:20 - DIEM PROTESTANTA20 Dia faly ilay mpisorona ka nitondra ny efôda sy ny terafima ary ny sampy sady niditra teo anivon’ilay andian-tafika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia faly ny fon’ilay mpisorona ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, dia nandeha voahodidin’ny olona izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Dia faly ilay mpisorona ka nitondra ny efôda sy ny terafima ary ny sampy sady niditra teo anivon’ilay andian-tafika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Dia faly ny fon’ilay mpisorona, ka nalainy ny efôda sy ny terafima mbamin’ny sarin-javatra voasikotra ary nandroso ho eo afovoan’ny miaramila izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia faly ny fon’ilay mpisorona, ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, ary nandeha voahodidin’ny olona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia faly ny fon'ilay mpisorona, ka nalainy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra voasokitra, ary nandeha voahodidin'ny olona izy. Jereo ny toko |